Numbers 8:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ampijoroy eo anatrehan’i Arona sy ireo zanany ny levita ka ataovy fanatitra asandratra ho an’NY TOMPO izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia asaovy mijoro eo anatrehan’i Aarôna sy ny zanany ny Levita, ka atolory ho fanatitra ahevaheva ho an’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ajoroy eo anatrehan’i Aharôna sy ny zanany ny Levita, ka ataovy toy ny fanatitra ahevaheva atolotra AHY.
Malagasy Bible 1865
Ary apetraho eo anatrehan'i Arona sy ny zanany ny Levita, ka atero ho fanatitra ahevaheva ho an'i Jehovah izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ampijoroy eo anatrehan’i Arona sy ireo zanany ny levita ka ataovy fanatitra asandratra ho an’NY TOMPO izy ireo.
malagasy
Ary apetraho eo anatrehan'i Arona sy ny zanany ny Levita, ka atero ho fanatitra ahevaheva ho an'i Jehovah izy.