Numbers 8:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avaho amin’ny Zanak’Israely ny levita, dia ho Ahy ny levita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Havahanao amin’ny zanak’i Israely ny Levita, ka dia ho Ahy ny Levita;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia toy izany no hanavahanao amin’ny Israelita hafa ny Levita mba ho Ahy.
Malagasy Bible 1865
Ary ampiavaho amin'ny Zanak'Isiraely ny Levita, dia ho Ahy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avaho amin’ny Zanak’Israely ny levita, dia ho Ahy ny levita.
malagasy
Ary ampiavaho amin'ny Zanak'Isiraely ny Levita, dia ho Ahy izy.