Numbers 8:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa vita izany dia hiditra hanao fanompoana ao amin’ny tranolay fihaonana ny levita. Toy izany no hanadiovanao azy ka hataonao fanatitra asandratra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary raha efa izany, dia hiditra hanao fanompoana amin’ny trano lay fihaonana ny Levita. Toy izany no hanadiovanao azy sy hanoloranao azy ho fanatitra ahevaheva.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa afaka izany, dia hiroso ny asa fanompoana ao amin’ny Tranolay fihaonana ny Levita. «Hodiovina sy hataonao ho toy ny fanatitra ahevaheva voatolotra ho Ahy àry ny Levita,
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka izany, dia hiditra ny Levita hanao fanompoana ao amin'ny trano-lay fihaonana. Dia hodiovinao toy izany izy ka haterinao ho fanatitra ahevaheva;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa vita izany dia hiditra hanao fanompoana ao amin’ny tranolay fihaonana ny levita. Toy izany no hanadiovanao azy ka hataonao fanatitra asandratra izy.
malagasy
Ary rehefa afaka izany, dia hiditra ny Levita hanao fanompoana ao amin'ny trano-lay fihaonana. Dia hodiovinao toy izany izy ka haterinao ho fanatitra ahevaheva;