Numbers 8:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa nomena ho Ahy avy tamin’ny Zanak’Israely mihitsy izy ireo; mba ho solon’izay voalohan-teraka rehetra, dia izay lahimatoa rehetra amin’ny Zanak’Israely no nanalako azy ho Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa efa nomena Ahy mihitsy izy eo afovoan’ny zanak’i Israely; nalaiko ho Ahy, ho solon’ny lahy rehetra voalohan-teraky ny reniny izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria efa nomena Ahy avy tamin’ny Israelita mihitsy izy ireo mba ho solon’ny lahy voalohan-teraka rehetra, dia ny lahimatoa rehetra eo amin’ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
fa efa nomena ho Ahy avy tamin'ny Zanak'Isiraely mihitsy izy; ho solon'izay voalohan-teraka rehetra, dia izay lahimatoa rehetra amin'ny Zanak'Isiraely, no nanalako azy ho Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa nomena ho Ahy avy tamin’ny Zanak’Israely mihitsy izy ireo; mba ho solon’izay voalohan-teraka rehetra, dia izay lahimatoa rehetra amin’ny Zanak’Israely no nanalako azy ho Ahy.
malagasy
fa efa nomena ho Ahy avy tamin'ny Zanak'Isiraely mihitsy izy; ho solon'izay voalohan-teraka rehetra, dia izay lahimatoa rehetra amin'ny Zanak'Isiraely, no nanalako azy ho Ahy.