Numbers 8:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nalaiko ho solon’ny lahimatoa rehetra amin’ny Zanak’Israely ny levita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny Levita no nalaiko ho solon’ny lahy matoan’ny zanak’i Israely rehetra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny Levita kosa no nalaiko ho solon’ny lahimatoa rehetra amin’ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary efa nalaiko ny Levita ho solon'ny lahimatoa rehetra amin'ny Zanak'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nalaiko ho solon’ny lahimatoa rehetra amin’ny Zanak’Israely ny levita.
malagasy
Ary efa nalaiko ny Levita ho solon'ny lahimatoa rehetra amin'ny Zanak'Isiraely.