Numbers 8:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitenena amin’i Arona hoe: Rehefa mampirehitra ny jiro fito ianao dia ataovy mahazava ny eo anoloan’ny fitoeran-jiro ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mitenena amin’i Aarôna, ka lazao aminy hoe: Rehefa mametraka ny lalampy eo amin’ny fanaovan-jiro ianao, dia ataovy manazava eo anoloan’ny fanaovan-jiro ny lalampy fito.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hanafatrafatra an’i Aharôna hoe: –Rehefa mandrehitra ny jiro fito ianao, dia ataovy izay hanazavany ny manoloana ny fitoeran-jiro.
Malagasy Bible 1865
Mitenena amin'i Arona hoe: Raha mampirehitra ny jiro fito ianao, dia ataovy mahazava ny eo anoloan'ny fanaovan-jiro izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitenena amin’i Arona hoe: Rehefa mampirehitra ny jiro fito ianao dia ataovy mahazava ny eo anoloan’ny fitoeran-jiro ireo.
malagasy
Mitenena amin'i Arona hoe: Raha mampirehitra ny jiro fito ianao, dia ataovy mahazava ny eo anoloan'ny fanaovan-jiro izy.