Numbers 8:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanadio ny tenany ny levita sady nosasany ny fitafiany; ary i Arona dia nanao azy ireo ho fanatitra asandratra eo anatrehan’NY TOMPO sady nanao fanavotana hanadiovana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandio tena sy nanasa ny fitafiany ny Levita, ary i Aarôna nanolotra azy ho fanatitra ahevaheva teo anatrehan’i Iaveh sy nanao ny fanonerana ho azy ireo, mba hanadio azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandio ny tenany ary nanasa ny fitafiany ny Levita ka naterin’i Aharôna ho toy ny fanatitra ahevaheva atolotra ny TOMPO izy ireo sady nanaovany ny fombam-pivavahana famelan-keloka mba hanadiovany azy ireo.
Malagasy Bible 1865
Dia nodiovin'ny Levita ny tenany ho afaka ota, ary nosasany ny fitafiany; ary Arona nanatitra azy ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan'i Jehovah sady nanao fanavotana ho azy hanadiovana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanadio ny tenany ny levita sady nosasany ny fitafiany; ary i Arona dia nanao azy ireo ho fanatitra asandratra eo anatrehan’NY TOMPO sady nanao fanavotana hanadiovana azy.
malagasy
Dia nodiovin'ny Levita ny tenany ho afaka ota, ary nosasany ny fitafiany; ary Arona nanatitra azy ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan'i Jehovah sady nanao fanavotana ho azy hanadiovana azy.