Numbers 8:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’ny levita dia izao: Hatramin’ny dimy amby roapolo taona no ho miakatra izy ireo no hanatona, hilatsaka amin’ny antokony, hanao ny fanompoana ao amin’ny tranolay fihaonana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Izao ny amin’ny Levita: Hatramin’ny 25 taona no ho miakatra, dia hilatsaka hanao ny fanompoana momba ny trano lay fihaonana izy ireo hanaovany raharaha ao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Izao no fepetra mikasika ny Levita: Feno 25 taona izy vao manomboka mirotsaka amin’ny asam-panompoana ao amin’ny Tranolay fihaonana.
Malagasy Bible 1865
Ny amin'ny Levita dia izao: Hatramin'ny dimy amby roa-polo taona no ho miakatra izy no hanatona hilatsaka amin'ny antokony hanao ny fanompoana ao amin'ny trano-lay fihaonana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’ny levita dia izao: Hatramin’ny dimy amby roapolo taona no ho miakatra izy ireo no hanatona, hilatsaka amin’ny antokony, hanao ny fanompoana ao amin’ny tranolay fihaonana;
malagasy
Ny amin'ny Levita dia izao: Hatramin'ny dimy amby roa-polo taona no ho miakatra izy no hanatona hilatsaka amin'ny antokony hanao ny fanompoana ao amin'ny trano-lay fihaonana;