Numbers 8:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
rehefa dimampolo taona kosa izy dia hiala amin’ny antokon’ny fanompoana ka tsy hanompo intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa dimampolo taona izy, dia hiala amin’ny raharaha ka tsy hanao ny fanompoana intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa rehefa feno dimampolo taona kosa dia handao ny asa ka tsy hanao fanompoana intsony.
Malagasy Bible 1865
fa rehefa dimam-polo taona kosa izy, dia hiala amin'ny antokon'ny fanompoana ka tsy hanompo intsony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
rehefa dimampolo taona kosa izy dia hiala amin’ny antokon’ny fanompoana ka tsy hanompo intsony.
malagasy
fa rehefa dimam-polo taona kosa izy, dia hiala amin'ny antokon'ny fanompoana ka tsy hanompo intsony;kanefa mahazo manampy ny rahalahiny ao amin'ny trano-lay fihaonana ihany izy mba hitandrina izay anjara-raharaha; fa tsy hanao fanompoana hafa izy. Izany no hataonao amin'ny Levita ny amin'ny anjara-raharahany.