Numbers 8:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanampy ny rahalahiny ao amin’ny tranolay fihaonana ihany izy mba hitandrina raharaha; fa tsy hanao ny tena fanompoana akory. Izany no hataonao amin’ny levita ny amin’ny anjara raharahany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanampy ny rahalahiny ihany izy ao an-trano lay fihaonana, hitandrina izay rehetra tsy maintsy arahina, fa tsy hanao ny fanompoana intsony izy. Izany no hataonareo amin’ny Levita momba ny raharahany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa afaka hanampy ny mpiray foko aminy izy hiambina ny Tranolay fihaonana, na dia tsy hanana asa manokana aza. Izany no hataonao amin’ny Levita momba ny fanompoany.
Malagasy Bible 1865
kanefa mahazo manampy ny rahalahiny ao amin'ny trano-lay fihaonana ihany izy mba hitandrina izay anjara-raharaha; fa tsy hanao fanompoana hafa izy. Izany no hataonao amin'ny Levita ny amin'ny anjara-raharahany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanampy ny rahalahiny ao amin’ny tranolay fihaonana ihany izy mba hitandrina raharaha; fa tsy hanao ny tena fanompoana akory. Izany no hataonao amin’ny levita ny amin’ny anjara raharahany.
malagasy