Numbers 8:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no nanaovana ny fitoeran-jiro: Volamena voatefy, koa hatramin’ny faladiany sy ny voniny aza dia samy voatefy avokoa; araka ny endrika izay nasehon’NY TOMPO an’i Mosesy no nanaovany ny fitoeran-jiro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fanaovan-jiro, dia volamena tefy manta avokoa, hatramin’ny faladiany ka hatramin’ny voniny. Môdely nasehon’i Iaveh an’i Môizy no nanaovany azy
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fitoeran-jiro dia volamena voatefy hatramin’ny faladiany ka hatramin’ny voniny. Araka izay endrika efa nasehon’ny TOMPO an’i Mosesy no nanaovana ny fitoeran-jiro.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no toetry ny fanaovan-jiro; volamena novoasana izy; hatramin'ny faladiany sy ny voniny aza dia samy novoasana avokoa; araka ny endrika izay nasehon'i Jehovah an'i Mosesy no nanaovany ny fanaovan-jiro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no nanaovana ny fitoeran-jiro: Volamena voatefy, koa hatramin’ny faladiany sy ny voniny aza dia samy voatefy avokoa; araka ny endrika izay nasehon’NY TOMPO an’i Mosesy no nanaovany ny fitoeran-jiro.
malagasy