Numbers 8:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Alao ireo levita avy amin’ny Zanak’Israely ka diovy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Avaho amin’ny zanak’i Israely ny Levita, ka diovy. Toy izao no hanadiovanao azy:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Avaho amin’ny Israelita hafa ny Levita, dia diovy izy.
Malagasy Bible 1865
Alao ny Levita avy amin'ny Zanak'Isiraely, ka diovy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Alao ireo levita* avy amin’ny Zanak’Israely ka diovy.
malagasy
Alao ny Levita avy amin'ny Zanak'Isiraely, ka diovy izy.