Numbers 8:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ento ny levita hankeo anoloan’ny tranolay fihaonana; dia vorio ny fiangonan’ny Zanak’Israely manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hasainao mandroso eo anoloan’ny trano lay fihaonana ny Levita, ary hovorìnao ny fiangonan’ny zanak’i Israely rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vorio ny fiangonan’ny Israelita rehetra, dia hasainao mankeo anoloan’ny Tranolay fihaonana ny Levita.
Malagasy Bible 1865
Ary ento ny Levita hankeo anoloan'ny trano-lay fihaonana; ary vorio ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ento ny levita hankeo anoloan’ny tranolay fihaonana*; dia vorio ny fiangonan’ny Zanak’Israely manontolo.
malagasy
Ary ento ny Levita hankeo anoloan'ny trano-lay fihaonana; ary vorio ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra.