Numbers 9:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy tany amin’ny tany efitr’i Sinay tamin’ny volana voalohany tamin’ny taona faharoa, taorianan’ny nialany avy tany amin’ny tany Ejipta hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny volana voalohany amin’ny taona faharoa taorian’ny nivoahany tany amin’ny tany Ejipta, dia niteny tamin’i Môizy i Iaveh tany an’efitra Sinaia, ka nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niteny tamin’i Mosesy tany an-taniefitr’i Sinay ny TOMPO tamin’ny volana voalohan’ny taona faharoa nialan’ny Israelita tany Ejipta ka nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy tany an-efitr'i Sinay tamin'ny volana voalohany tamin'ny taona faharoa taorian'ny nivoahany avy tany amin'ny tany Egypta ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy tany amin’ny tany efitr’i Sinay tamin’ny volana voalohany tamin’ny taona faharoa, taorianan’ny nialany avy tany amin’ny tany Ejipta hoe:
malagasy
[Ny nitandreman'ny Zanak'Isiraely ny Paska tany an-efitr'i Sinay] Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy tany an-efitr'i Sinay tamin'ny volana voalohany tamin'ny taona faharoa taorian'ny nivoahany avy tany amin'ny tany Egypta ka nanao hoe: