Numbers 9:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny harivan’ny andro fahefatra amby folo amin’ny volana faharoa no hitandremany azy; ampombaina ny mofo tsy misy masirasira sy ny anana mangidy no fihinany azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
amin’ny andro faha 14n’ny volana faharoa kosa, amin’ny àty takariva no hanaovany azy: mofo tsy misy lalivay sy anana mangidy no hiara-kohaniny aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
saingy ny harivan’ny andro faha-14 amin’ny volana faharoa kosa no hankalazany izany. Hihinana ny zanak’ondry miaraka amin’ny mofo tsy misy leviora sy ny anana mangidy izy.
Malagasy Bible 1865
Amin'ny harivan'ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ny volana faharoa no hitandremany azy; ary hampiarahina amin'ny mofo tsy misy masirasira sy ny anana mangidy no fihinany azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny harivan’ny andro fahefatra amby folo amin’ny volana faharoa no hitandremany azy; ampombaina ny mofo tsy misy masirasira sy ny anana mangidy no fihinany azy.
malagasy
Amin'ny harivan'ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ny volana faharoa no hitandremany azy; ary hampiarahina amin'ny mofo tsy misy masirasira sy ny anana mangidy no fihinany azy.