Numbers 9:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany mandrakariva no niseho: Ny rahona dia nanarona azy, nefa niseho tahaka ny afo nony alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany ihany hatrany hatrany: ny rahona nanarona ny Fonenana ary nitarehin’afo izy amin’ny alina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia toy izany mandrakariva, fa norakofan-drahona ny Fonena-masina nefa mazava toy ny afo ilay rahona amin’ny alina.
Malagasy Bible 1865
Dia toy izany mandrakariva izy: ny rahona nanarona azy, nefa niseho tahaka ny afo izy nony alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany mandrakariva no niseho: Ny rahona dia nanarona azy, nefa niseho tahaka ny afo nony alina.
malagasy
Dia toy izany mandrakariva izy: ny rahona nanarona azy, nefa niseho tahaka ny afo izy nony alina.