Numbers 9:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa niakatra niala tamin’ny tranolay ny rahona dia niainga ny Zanak’Israely ka teo amin’izay nijanonan’ny rahona no nitobiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nisondrotra niala tamin’ny trano lay ny rahona, dia niainga nifindra toby ny zanak’i Israely; ary eo amin’izay ijanonan’ny rahona no itobiany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Isaky ny miakatra miala amin’ny Tranolay ny rahona, dia miainga ny Israelita, ary eo amin’izay ijanonan’ny rahona no itobiany indray.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa niakatra niala tamin'ny tranolay ny rahona, dia niainga ny Zanak'Isiraely, ka teo amin'izay nijanonan'ny rahona no nitobiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa niakatra niala tamin’ny tranolay ny rahona dia niainga ny Zanak’Israely ka teo amin’izay nijanonan’ny rahona no nitobiany.
malagasy
Ary rehefa niakatra niala tamin'ny tranolay ny rahona, dia niainga ny Zanak'Isiraely, ka teo amin'izay nijanonan'ny rahona no nitobiany.