Numbers 9:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araka ny didin’NY TOMPO no niaingan’ny Zanak’Israely, ary araka ny didin’NY TOMPO koa no nitobiany; tamin’ny fotoana rehetra izay nijanonan’ny rahona teo ambonin’ny tabernakely no nitobiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Didy avy amin’i Iaveh no niaingan’ny zanak’i Israely nifindrany toby; didy avy amin’i Iaveh no nitobiany; ary naharitra nitoby teo izy mandritra izay nipetrahan’ny rahona teo ambonin’ny Fonenana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Baikon’ny TOMPO izany no iaingan’ny Israelita ary baikon’ny TOMPO koa no itobiany; fa arakaraka ny nijanonan’ny rahona teo ambonin’ny Fonena-masina no nitobiany.
Malagasy Bible 1865
Araka ny didin'i Jehovah no niaingan'ny Zanak'Isiraely, ary araka ny didin'i Jehovah koa no nitobiany; tamin'ny andro rehetra izay nijanonan'ny rahona teo ambonin'ny tabernakely no nitobiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araka ny didin’NY TOMPO no niaingan’ny Zanak’Israely, ary araka ny didin’NY TOMPO koa no nitobiany; tamin’ny fotoana rehetra izay nijanonan’ny rahona teo ambonin’ny tabernakely no nitobiany.
malagasy
Araka ny didin'i Jehovah no niaingan'ny Zanak'Isiraely, ary araka ny didin'i Jehovah koa no nitobiany; tamin'ny andro rehetra izay nijanonan'ny rahona teo ambonin'ny tabernakely no nitobiany.