Numbers 9:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary na dia nijanona andro maro teo ambonin’ny tabernakely aza ny rahona dia nitandrina izay nasain’NY TOMPO notandremana ny Zanak’Israely ka tsy niainga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha nipetraka ela teo ambonin’ny Fonenana ny rahona, dia nanaraka ny didin’i Iaveh ny zanak’i Israely ka tsy nifindra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha nijanona ela teo ny rahona, dia nankatò ny didin’ny TOMPO ny Israelita ka tsy nandeha.
Malagasy Bible 1865
Ary na dia nijanona ela teo ambonin'ny tabernakely aza ny rahona, dia nitandrina izay nasain'i Jehovah notandremana ihany ny Zanak'Isiraely ka tsy niainga.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary na dia nijanona andro maro teo ambonin’ny tabernakely aza ny rahona dia nitandrina izay nasain’NY TOMPO notandremana ny Zanak’Israely ka tsy niainga.
malagasy
Ary na dia nijanona ela teo ambonin'ny tabernakely aza ny rahona, dia nitandrina izay nasain'i Jehovah notandremana ihany ny Zanak'Isiraely ka tsy niainga.