Numbers 9:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hotandreman’ny Zanak’Israely ny Paska amin’ny fotoanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Aoka ny zanak’i Israely hanao ny Paka amin’ny fotoana voatendry.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Aoka ny Israelita hankalaza ny fetin’ny Paska amin’ny andro voatondro;
Malagasy Bible 1865
Aoka hotandreman'ny Zanak'Isiraely ny Paska amin'ny fotoany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hotandreman’ny Zanak’Israely ny Paska amin’ny fotoanany.
malagasy
Aoka hotandreman'ny Zanak'Isiraely ny Paska amin'ny fotoany.