Numbers 9:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indraindray dia andro vitsy ihany no nijanonan’ny rahona teo ambonin’ny tabernakely ka araka ny didin’NY TOMPO ihany no nitobiany, ary araka ny didin’NY TOMPO koa no niaingany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany koa raha andro vitsy foana no nipetrahan’ny rahona teo ambonin’ny Fonenana; didin’i Iaveh no nitobiany, didin’i Iaveh no niaingany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indraindray dia andro vitsivitsy ihany no nijanonan’ny rahona teo ambonin’ny Fonena-masina, koa baikon’ny TOMPO ihany no itobiany, ary baikon’ny TOMPO ihany no iaingany.
Malagasy Bible 1865
Fa indraindray kosa dia andro vitsy ihany no nijanonan'ny rahona teo ambonin'ny tabernakely; araka ny didin'i Jehovah ihany no nitobiany, ary araka ny didin'i Jehovah no niaingany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indraindray dia andro vitsy ihany no nijanonan’ny rahona teo ambonin’ny tabernakely ka araka ny didin’NY TOMPO ihany no nitobiany, ary araka ny didin’NY TOMPO koa no niaingany.
malagasy
Fa indraindray kosa dia andro vitsy ihany no nijanonan'ny rahona teo ambonin'ny tabernakely; araka ny didin'i Jehovah ihany no nitobiany, ary araka ny didin'i Jehovah no niaingany.