Numbers 9:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araka ny didin’NY TOMPO no nitobiany, ary araka ny didin’NY TOMPO no niaingany; nitandrina ny fanompoana NY TOMPO izy ireo, araka ny tenin’NY TOMPO izay nampitondrainy an’i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Didin’i Iaveh no nitobiany, didin’i Iaveh no niaingany: nitandrina ny didin’i Iaveh izy ireo, araka ny tenin’i Iaveh izay nomeny tamin’ny alalan’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Baikon’ny TOMPO no nitobiany, ary baikon’ny TOMPO no niaingany. Nitandrina ny fanompoana ny TOMPO araka ny baiko nomeny tamin’ny alalan’i Mosesy izy ireo.
Malagasy Bible 1865
Araka ny didin'i Jehovah no nitobiany, ary araka ny didin'i Jehovah no niaingany; nitandrina izay nasain'i Jehovah notandremany izy, araka ny tenin'i Jehovah izay nampitondrainy an'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araka ny didin’NY TOMPO no nitobiany, ary araka ny didin’NY TOMPO no niaingany; nitandrina ny fanompoana NY TOMPO izy ireo, araka ny tenin’NY TOMPO izay nampitondrainy an’i Mosesy.
malagasy
Araka ny didin'i Jehovah no nitobiany, ary araka ny didin'i Jehovah no niaingany; nitandrina izay nasain'i Jehovah notandremany izy, araka ny tenin'i Jehovah izay nampitondrainy an'i Mosesy.