Numbers 9:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny harivan’ny andro fahefatra amby folo amin’ity volana ity no hitandremanareo azy amin’ny fotoanany; araka ny didy sy ny fanao rehetra amin’izany no hitandremanareo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny fotoana voatendry, amin’ny andro faha 14n’ity volana ity, amin’ny àty takariva no hanaovanareo azy: io no fotoana voatendry; ataonareo izany araka ny lalàna amam-pitsipika rehetra momba azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ny harivan’ny andro faha-14 amin’ity volana ity no hankalazanareo azy, araka ny lalàna sy ny fanao rehetra momba azy.
Malagasy Bible 1865
Amin'ny harivan'ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ity volana ity no hitandremanareo azy amin'ny fotoany; araka ny didy sy ny fanao rehetra aminy no hitandremanareo azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny harivan’ny andro fahefatra amby folo amin’ity volana ity no hitandremanareo azy amin’ny fotoanany; araka ny didy sy ny fanao rehetra amin’izany no hitandremanareo azy.
malagasy
Amin'ny harivan'ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ity volana ity no hitandremanareo azy amin'ny fotoany; araka ny didy sy ny fanao rehetra aminy no hitandremanareo azy.