Numbers 9:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa niteny tamin’ny Zanak’Israely i Mosesy mba hitandrina ny Paska.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niteny tamin’ny zanak’i Israely i Môizy mba hanaovan’izy ireo ny Paka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notenenin’i Mosesy ny Israelita mba hankalaza ny Paska;
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy niteny tamin'ny Zanak'Isiraely mba hitandrina ny Paska.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa niteny tamin’ny Zanak’Israely i Mosesy mba hitandrina ny Paska.
malagasy
Ary Mosesy niteny tamin'ny Zanak'Isiraely mba hitandrina ny Paska.