Numbers 9:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Mosesy taminy: Mijoroa eo aloha fa hanontaniako izay handidian’NY TOMPO ny aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ny navalin’i Môizy azy: «Andraso aloha handrenesako izay handidian’i Iaveh anareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Mosesy tamin’izy ireo: –Andraso aloha mandra-pahafantatro izay andidian’ny TOMPO ny momba anareo.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Mosesy taminy: Andraso aloha, fa hanontaniako izay handidian'i Jehovah ny aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Mosesy taminy: Mijoroa eo aloha fa hanontaniako izay handidian’NY TOMPO ny aminareo.
malagasy
Fa hoy Mosesy taminy: Andraso aloha, fa hanontaniako izay handidian'i Jehovah ny aminareo.