Obadiah 1:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny fampahoriana an’i Jakoba rahalahinao dia ho voasaron-kenatra ianao ka ho fongotra mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ny famonoana, noho ny fahasiahanao amin’i Jakôba rahalahinao, dia ho safo-kenatra sy hofongorana mandrakizay ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Noho ny taranak’i Jakôba rahalahinao efa nisetrasetranao sy novonoinao, dia ho safo-kenatra sy haringana mandrakizay ianao!
Malagasy Bible 1865
Noho ny fampahoriana an'i Jakoba rahalahinao dia ho voasaron-kenatra ianao Ka ho fongotra mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny fampahoriana an’i Jakoba rahalahinao dia ho voasaron-kenatra ianao ka ho fongotra mandrakizay.
malagasy
Noho ny fampahoriana an'i Jakoba rahalahinao dia ho voasaron-kenatra ianao Ka ho fongotra mandrakizay.