Obadiah 1:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ilay andro namitsahanao teny ampita, tamin’ny andro namaboan’ny vahiny ny fananany sy nidiran’ny hafa firenena teo amin’ny vavahadiny ary nanaovany antsapaka an’i Jerosalema, dia mba toy ny iray tamin’ireny koa ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andro nitsangananao nanandrify azy, tamin’ny andro nitondran’ny fahavalo ny miaramilany, sy nitsofohan’ny hafa firenena amin’ny vavahadiny, ka nanaovany loka an’i Jerosalema, dia toy ny iray tamin’ireny koa ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitsangan-kamely ny Israelita ianao, tamin’ny andro nandresen’ny vahiny ny tafiny sy nidiran’ny hafa firenena tao an-tanànany; fony nozarain’ny vahiny antsapaka ny fananan’i Jerosalema, dia niray tetika taminy koa ianao.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ilay andro namitsahanao teny am-pita, Tamin'ny andro namaboan'ny vahiny ny fananany, Sy nidiran'ny hafa firenena teo amin'ny vavahadiny, Ary nanaovany loka an'i Jerosalema, Dia mba toy ny anankiray tamin'ireny koa ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ilay andro namitsahanao teny ampita, tamin’ny andro namaboan’ny vahiny ny fananany sy nidiran’ny hafa firenena teo amin’ny vavahadiny ary nanaovany antsapaka an’i Jerosalema, dia mba toy ny iray tamin’ireny koa ianao.
malagasy
Tamin'ilay andro namitsahanao teny am-pita, Tamin'ny andro namaboan'ny vahiny ny fananany, Sy nidiran'ny hafa firenena teo amin'ny vavahadiny, Ary nanaovany loka an'i Jerosalema, Dia mba toy ny anankiray tamin'ireny koa ianao.[Heb. nijanonanao]