Obadiah 1:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza miditra amin’ny vavahadin’ny oloko ianao amin’ny andro ahitany loza; aza finaritra mijery ny fahantrany ianao amin’ny andro ahitany loza; aza manatsotra tanana haka ny fananany ianao amin’ny andro ahitany loza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza miditra ny vavahadin’ny vahoakako, amin’ny andro ahitany loza; aza faly mijery ny fahoriany koa ianao, amin’ny andro ahitany loza; ary aza maninji-tanana haka ny fananany, amin’ny andro ahitany loza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tsy tokony ho niditra ilay tanànan’ny vahoakako ianao tamin’ny andro nandravana azy; tsy tokony ho finaritra nijery ny fahantràny ianao tamin’ny andro nandravana azy; ary tsy tokony ho naninji-tanana haka ny fananany ianao tamin’ny andro nandravana azy;
Malagasy Bible 1865
Aza miditra amin'ny vavahadin'ny oloko amin'ny andro ahitany loza; Aza finaritra mijery ny fahantrany amin'ny andro ahitany loza ianao, Ary aza maninji-tàna haka ny fananany amin'ny andro ahitany loza
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza miditra amin’ny vavahadin’ny oloko ianao amin’ny andro ahitany loza; aza finaritra mijery ny fahantrany ianao amin’ny andro ahitany loza; aza manatsotra tanana haka ny fananany ianao amin’ny andro ahitany loza.
malagasy