Obadiah 1:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mamitsaka eo amin’ny sampanan-dalana hamono izay afa-nandositra ianao, ary aza manolotra izay sisa velona aminy ianao amin’ny andro fahoriana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza miandry eo am-pihaonan-dalana, hamono ny mandositra avy any aminy; aza manolotra ireo afa-nandositra, amin’ny andron’ny fahoriany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tsy tokony ho namitsaka teo an-tsampanan-dalana ianao mba hamono izay afa-nandositra taminy; tsy tokony ho natolotrao ny fahavalo ireo sisa tavela tamin’ny andro nampahory azy;
Malagasy Bible 1865
Aza mamitsaka eo amin'ny sampanan-dalana hamono izay afa-nandositra ianao; Ary aza manolotra izay sisa aminy amin'ny andro fahoriana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mamitsaka eo amin’ny sampanan-dalana hamono izay afa-nandositra ianao, ary aza manolotra izay sisa velona aminy ianao amin’ny andro fahoriana.
malagasy
Aza mamitsaka eo amin'ny sampanan-dalana hamono izay afa-nandositra ianao; Ary aza manolotra izay sisa aminy amin'ny andro fahoriana.[Heb. mijanona]