Obadiah 1:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa antomotra ny Andron’NY TOMPO amin’ny firenena rehetra; toy ny nataonao no mba hatao aminao kosa; eny, hitsingerina ho eo an-dohanao ny nataonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa efa akaiky ny andron’i Iaveh amin’ny firenena rehetra; ka toraky ny nataonao no hatao aminao; hitsingerina ho eo an-dohanao, ny asanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria efa antomotra ny andro hiavian’ny TOMPO ka hamelezany ny firenena rehetra. Amin’izany, dia araka ny nataonao ny hafa no hatao anao koa; ary hatsingerina aminao ny asa ratsinao.
Malagasy Bible 1865
Fa efa antomotra amin'ny jentilisa rehetra ny andron'i Jehovah; Toy ny nataonao no mba hatao aminao kosa; Eny, hitsingerina ho eo an-dohanao ny nataonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa antomotra ny Andron’NY TOMPO amin’ny firenena rehetra; toy ny nataonao no mba hatao aminao kosa; eny, hitsingerina ho eo an-dohanao ny nataonao.
malagasy
Fa efa antomotra amin'ny jentilisa rehetra ny andron'i Jehovah; Toy ny nataonao no mba hatao aminao kosa; Eny, hitsingerina ho eo an-dohanao ny nataonao.