Obadiah 1:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa toy ny nisotroanareo teo an-tendrombohitra masina, dia toy izany koa no hisotroan’ny firenena rehetra mandrakariva, eny, hisotro izy ka hitelina, ary ho toy ny tsy ary izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa toy ny nisotroanareo teo an-tendrombohitro masina, no hisotroan’ny firenena rehetra tsy an-kijanona koa; hisotro izy, hitelina izy, ary ho toy ny tsy nisy akory izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ianareo, ry Israelita, dia efa nisotro ny fahatezerako teo an-tendrombohitro masina; toy izany koa no hisotroan’ny firenena azy tsy an-kiato: eny, hisotro ny fahatezerako izy ka hivembena, ary dia ho fongana toy ny tsy nisy akory.
Malagasy Bible 1865
Fa toy ny nisotroanareo teo an-tendrombohitra masina, Dia toy izany koa no hisotroan'ny firenena rehetra mandrakariva, Eny, hisotro izy ka hitelina, Ary ho toy ny tsy ary izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa toy ny nisotroanareo teo an-tendrombohitra masina, dia toy izany koa no hisotroan’ny firenena rehetra mandrakariva, eny, hisotro izy ka hitelina, ary ho toy ny tsy ary izy.
malagasy
Fa toy ny nisotroanareo teo an-tendrombohitra masina, Dia toy izany koa no hisotroan'ny firenena rehetra mandrakariva, Eny, hisotro izy ka hitelina, Ary ho toy ny tsy ary izy.