Obadiah 1:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ao an-tendrombohitra Ziona dia hisy izay sisa afaka, ho fitoerana masina indray izany; ary horaisin’ny taranak’i Jakoba indray ny fananany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ao an-tendrombohitr’i Siôna kosa hisy sisa nanamborana; ho fitoerana masina izy; ary hahazo ny fananany indray ny taranak’i Jakôba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho ao an-tendrombohitra Tsiôna kosa ireo sisa tavela, ka hanjary masina indray io toerana io; ary ho lasan’ny taranak’i Jakôba ny tanin’ireo naka ny taniny.
Malagasy Bible 1865
Fa ao an-tendrombohitra Ziona dia hisy izay sisa afaka, Ary ho masina izy; Ary ny taranak'i Jakoba hahalasa ny fananany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ao an-tendrombohitra Ziona* dia hisy izay sisa afaka, ho fitoerana masina indray izany; ary horaisin’ny taranak’i Jakoba indray ny fananany.
malagasy
Fa ao an-tendrombohitra Ziona dia hisy izay sisa afaka, Ary ho masina izy; Ary ny taranak'i Jakoba hahalasa ny fananany.