Obadiah 1:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, hataoko tsinontsinona eo amin’ny firenena ianao, eny, ho tena fanazimbazimba ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro ianao efa nataoko kely eo amin’ny firenena dia faniratsira indrindra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Indro ianao, ry Edôma, fa hataoko osa indrindra eo amin’ny firenena; ka hotsiratsiraina izaitsizy ianao!
Malagasy Bible 1865
Indro, hataoko tsinontsinona eo amin'ny firenena ianao, Eny, ho fanazimbazimba indrindra ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, hataoko tsinontsinona eo amin’ny firenena ianao, eny, ho tena fanazimbazimba ianao.
malagasy
Indro, hataoko tsinontsinona eo amin'ny firenena ianao, Eny, ho fanazimbazimba indrindra ianao.