Obadiah 1:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hisy mpanafaka maro hiakatra ao an-tendrombohitra Ziona hitsara ny tendrombohitr’i Esao; ary ho an’NY TOMPO ny fanjakana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hisy Mpamonjy hiakatra ao an-tendrombohitra Siôna hitsara ny tendrombohitr’i Esao; ary ho an’i Iaveh ny Fanjakana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
rehefa afaka amin’ny fahababoana ireo, dia hiakatra ho ao an-tendrombohitra Tsiôna mba hifehy ny tendrombohitr’i Hesao. Amin’izay ny TOMPO mihitsy no ho mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary hisy mpamonjy miakatra ho ao an-tendrombohitra Ziona Hitsara ny tendrombohitr'i Esao; Ary ho an'i Jehovah Jon 1:1
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hisy mpanafaka maro hiakatra ao an-tendrombohitra Ziona* hitsara ny tendrombohitr’i Esao; ary ho an’NY TOMPO ny fanjakana.
malagasy
Ary hisy mpamonjy miakatra ho ao an-tendrombohitra Ziona Hitsara ny tendrombohitr'i Esao; Ary ho an'i Jehovah Jon 1:1