Obadiah 1:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny avonavon’ny fonao no namitaka anao, ry ilay monina eny an-tsefatsefaky ny harambato, any amin’ny fonenana avo, sady miteny anakampo hoe: Iza no hampivarina ahy ho eny an-tany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny avonavon’ny fonao nahavery saina anao! Izy izay mitoetra eny an-tsefatsefa-bato, ka ny havoana no fonenany, dia manao anankampo hoe: Zovy moa no hampidina ahy eny amin’ny tany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny avonavon’ny fonao no nahavery saina anao! Mitoetra eny an-tsefatsefaky ny harambato ianao, faritra avobe no misy ny fonenanao, ka hoy ianao anakampo hoe: «Iza no hampivarina ahy ho eny an-tany ambany?»
Malagasy Bible 1865
Ny avonavon'ny fonao no namitaka anao, Ry ilay monina ao an-tsefatsefaky ny harambato, Any amin'ny fonenana avo, Sady manao anakampo hoe: Iza no hampivarina ahy ho eny an-tany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny avonavon’ny fonao no namitaka anao, ry ilay monina eny an-tsefatsefaky ny harambato, any amin’ny fonenana avo, sady miteny anakampo hoe: Iza no hampivarina ahy ho eny an-tany?
malagasy
Ny avonavon'ny fonao no namitaka anao, Ry ilay monina ao an-tsefatsefaky ny harambato, Any amin'ny fonenana avo, Sady manao anakampo hoe: Iza no hampivarina ahy ho eny an-tany?