Obadiah 1:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na dia miakatra tahaka ny voromahery aza ianao ka mametraka ny akaninao eny amin’ny kintana dia havariko avy eny ianao, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na hisondrotra ho avo toy ny voromahery aza ianao, ka hametraka ny akaninao eny amin’ny kintana, dia hampidina anao avy eny Aho, - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia miakatra ambony tahaka ny voromahery aza ianao sy mametraka ny akaninao eny amin’ny kintana, dia havariko avy eny ianao: teny hentitra avy amiko TOMPO izany!
Malagasy Bible 1865
Na dia miakatra tahaka ny voromahery aza ianao Ka mametraka ny akaninao eny amin'ny kintana, Dia havariko avy eny ianao, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na dia miakatra tahaka ny voromahery aza ianao ka mametraka ny akaninao eny amin’ny kintana dia havariko avy eny ianao, hoy NY TOMPO.
malagasy
Na dia miakatra tahaka ny voromahery aza ianao Ka mametraka ny akaninao eny amin'ny kintana, Dia havariko avy eny ianao, hoy Jehovah.