Obadiah 1:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Endre ny fitady an’i Esao! Endre ny fikatsaka ny harenany miafina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Endrey izany fisava an’i Esao! Endrey izany fikaroka ny rakiny miafina!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Endrey izany fisavàn’ny olona ireo fanananao, ry taranak’i Hesao! Endrey izany fikarohana ny harenao miafina!
Malagasy Bible 1865
Endrey ny fitady ny an'i Esao! Endrey ny fikatsaka ny hareny miafina!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Endre ny fitady an’i Esao! Endre ny fikatsaka ny harenany miafina.
malagasy
Endrey ny fitady ny an'i Esao! Endrey ny fikatsaka ny hareny miafina!