Obadiah 1:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa tsy amin’izany andro izany va, hoy NY TOMPO, no hamongorako ny olon-kendry any Edoma sy hamongorako ny manan-tsaina any amin’ny tendrombohitr’i Esao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa amin’izany andro izany, - teny marin’i Iaveh, - tsy fongorako va ny olon-kendry ao Edôma, sy ny fahazavan-tsaina ao an-tendrombohitr’i Esao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro izany manko no hamongorako ireo olon-kendry ao Edôma sy ireo matsilo saina ao amin’ny tendrombohitr’i Hesao: teny hentitra avy amiko TOMPO izany!
Malagasy Bible 1865
Moa tsy amin'izany andro izany va, hoy Jehovah, no hamongorako ny olon-kendry ao Edoma, Sy ny manan-tsaina ao an-tendrombohitr'i Esao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa tsy amin’izany andro izany va, hoy NY TOMPO, no hamongorako ny olon-kendry any Edoma sy hamongorako ny manan-tsaina any amin’ny tendrombohitr’i Esao?
malagasy
Moa tsy amin'izany andro izany va, hoy Jehovah, no hamongorako ny olon-kendry ao Edoma, Sy ny manan-tsaina ao an-tendrombohitr'i Esao?