Obadiah 1:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho raiki-tahotra ny lehilahy maherinao, ry Temana, ary ho ringana sy ho foana ny olona rehetra any amin’ny tendrombohitr’i Esao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho raiki-tahotra mafy ny mpiadinao, ry Temàna, mba ho voafongotra rehefa mety ho lehilahy, ao an-tendrombohitr’i Esao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia ho raiki-tahotra mafy ny lehilahy maherinao, ry Temàna; ka haringana avokoa ny mponina ao amin’ny tendrombohitr’i Hesao.
Malagasy Bible 1865
Ary ho raiki-tahotra ny lehilahy maherinao, ry Temana, Mba haringana amin'ny vonoana ho foana ny any an-tendrombohitr'i Esao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho raiki-tahotra ny lehilahy maherinao, ry Temana, ary ho ringana sy ho foana ny olona rehetra any amin’ny tendrombohitr’i Esao.
malagasy
Ary ho raiki-tahotra ny lehilahy maherinao, ry Temana, Mba haringana amin'ny vonoana ho foana ny any an-tendrombohitr'i Esao.