Philemon 1:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, miangavy anao aho ny amin’ny zanako izay naterako teto amin’ny fifatorako, dia i Onesimosy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia mifona aminao ho an’i Onesimo zanako naterako teto am-patorana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka fiangaviana no ataoko aminao ho an’i Ônesimo, izay zanako naterako ara-panahy tato am-ponja.
Malagasy Bible 1865
Eny, miangavy aminao aho ny amin'ny zanako, izay naterako teto amin'ny fifatorako, dia Onesimosy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, miangavy anao aho ny amin’ny zanako izay naterako teto amin’ny fifatorako, dia i Onesimosy,
malagasy
Eny, miangavy aminao aho ny amin'ny zanako, izay naterako teto amin'ny fifatorako, dia Onesimosy, [ Onesimosy = Mahasoa]