Philemon 1:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ilay tsy nahasoa anao fahiny, nefa mahasoa antsika ankehitriny; dia ianao sy izaho;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay tsy nahasoa anao loatra fahiny, fa mahasoa antsika tokoa ankehitriny, dia ianao sy izaho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nahasoa anao izy fahiny, fa ankehitriny kosa mahasoa antsika, dia izaho sy ianao.
Malagasy Bible 1865
ilay tsy nahasoa anao fahiny, nefa ankehitriny mahasoa antsika, dia ianao sy izaho;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ilay tsy nahasoa anao fahiny, nefa mahasoa antsika ankehitriny; dia ianao sy izaho;
malagasy
ilay tsy nahasoa anao fahiny, nefa ankehitriny mahasoa antsika, dia ianao sy izaho;