Philemon 1:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
averiko atỳ aminao indray izy izay sombin’ny aiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampodiko atỳ aminao izy, ilay sombin’ny aiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Asaiko mody atỳ aminao indray izy, ilay toy ny sombinaiko.
Malagasy Bible 1865
izay nampodiko indray, dia ilay sombin'ny aiko;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
averiko atỳ aminao indray izy izay sombin’ny aiko.
malagasy
izay nampodiko indray, dia ilay sombin'ny aiko;