Philemon 1:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Saika nohazoniko tatỳ amiko izy mba hanompo ahy hisolo anao eto amin’ny fifatorako noho ny Filazantsara,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nikasa hihazona azy tatỳ amiko aho, mba hanompo ahy ho solonao, eto amin’ny fifatorako noho ny amin’ny Evanjely;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satriko ihany ny mitana azy eto amiko, izao aho voafonja noho ny amin’ny Vaovao Mahafaly izao, mba ho solonao mikarakara ahy.
Malagasy Bible 1865
saiky nohazoniko tatỳ amiko izy hanompo ahy hisolo anao eto amin'ny fifatorako noho ny filazantsara;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Saika nohazoniko tatỳ amiko izy mba hanompo ahy hisolo anao eto amin’ny fifatorako noho ny Filazantsara,
malagasy
saiky nohazoniko tatỳ amiko izy hanompo ahy hisolo anao eto amin'ny fifatorako noho ny filazantsara;