Philemon 1:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa raha tsy mahalala izay hevitrao aho aloha dia tsy ta hanao na inona na inona mba tsy ho toy ny an-tery ny soa ataonao fa an-tsitrapo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
saingy naleoko tsy nanao na inona na inona raha tsy teny ierana aminao, mba tsy ho an-tery setra ny asa soanao, fa ho an-tsitrapo tokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa tsy te hanao na inona na inona aho raha tsy teny ierana aminao; tsy tiako ny hanoavanao ahy tsy sazoka fa mba ho nahim-ponao tokoa.
Malagasy Bible 1865
nefa raha tsy nahalala izay hevitrao aho aloha, dia tsy ta-hanao na inona na inona, mba tsy ho toy ny amin'ny fanerena ny soa ataonao, fa amin'ny sitrapo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa raha tsy mahalala izay hevitrao aho aloha dia tsy ta hanao na inona na inona mba tsy ho toy ny an-tery ny soa ataonao fa an-tsitrapo.
malagasy
nefa raha tsy nahalala izay hevitrao aho aloha, dia tsy ta-hanao na inona na inona, mba tsy ho toy ny amin'ny fanerena ny soa ataonao, fa amin'ny sitrapo.