Philemon 1:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany angamba no nialany vetivety teo aminao mba hanananao azy mandrakizay,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Angamba koa i Onesimo no niala vetivety teto aminao, dia ny mba hanananao azy mandrakizay,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Angamba ny nahatafasaraka an’i Ônesimo taminao vetivety dia ny hanananao azy maharitra;
Malagasy Bible 1865
Fa izany angaha no nialany vetivety, dia ny mba hanananao azy mandrakizay,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany angamba no nialany vetivety teo aminao mba hanananao azy mandrakizay,
malagasy
Fa izany angaha no nialany vetivety, dia ny mba hanananao azy mandrakizay,