Philemon 1:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tsy ho toy ny andevo intsony anefa fa mihoatra noho ny andevo: Rahalahy malala indrindra ho ahy izy, mainka fa ho anao, na ao amin’ny nofo na ao amin’ny Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy toy ny mpanompo intsony, fa mihoatra noho ny mpanompo, dia tahaka ny rahalahy malala, ho ahy indrindra ary mainka fa ho anao, na araka ny nofo, na araka ny Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
saingy tsy toy ny mpanompo intsony no hanananao azy, fa tsara lavitra noho izany, dia toy ny rahalahy malala. Rahalahy malala tokoa izy ho ahy, mainka fa ho anao, na amin’ny maha olona azy na amin’ny maha mpanara-dia ny Tompo azy.
Malagasy Bible 1865
tsy toy ny andevo intsony anefa, fa efa mihoatra noho ny andevo, dia rahalahy malala, indrindra fa ho ahy, mainka fa ho anao, na amin'ny nofo, na amin'ny Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tsy ho toy ny andevo intsony anefa fa mihoatra noho ny andevo: Rahalahy malala indrindra ho ahy izy, mainka fa ho anao, na ao amin’ny nofo na ao amin’ny Tompo.
malagasy
tsy toy ny andevo intsony anefa, fa efa mihoatra noho ny andevo, dia rahalahy malala, indrindra fa ho ahy, mainka fa ho anao, na amin'ny nofo, na amin'ny Tompo.