Philemon 1:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa raha ataonao fa namanao aho dia raiso toa ahy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa raha ataonao ho namanao tokoa aho, dia raiso tahaka ny tenako izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raha heverinao ho namanao tokoa aho, dia raiso i Ônesimo tahaka ny andraisanao ahy.
Malagasy Bible 1865
Koa raha ataonao ho namanao aho, dia raiso toa ahy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa raha ataonao fa namanao aho dia raiso toa ahy izy.
malagasy
Koa raha ataonao ho namanao aho, dia raiso toa ahy izy.