Philemon 1:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nanao izay tsy marina taminao izy na nitrosa taminao dia ataovy ho anjarako izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary raha nanao ny tsy marina taminao izy, na nitrosa taminao, dia ataovy ho trosako aminao izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy ratsy nataony anao na misy trosa anananao aminy, dia ahy ny andraikitra.
Malagasy Bible 1865
Nefa raha nanao izay tsy marina taminao izy, na mitrosa, dia ataovy ho ahy izany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nanao izay tsy marina taminao izy na nitrosa taminao dia ataovy ho anjarako izany.
malagasy
Nefa raha nanao izay tsy marina taminao izy, na mitrosa, dia ataovy ho ahy izany;