Philemon 1:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho Paoly no manoratra izany amin’ny tanako, izaho no handoa izany, mba tsy hilazako aminao fa ianao mihitsy indray no manan-trosa amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho Paoly no manoratra ity amin’ny tanako, izaho no hanefa izany, mba tsy hilazako aminao fa mpitrosako ianao, ary ahy mbamin’ny tenanao aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tanako mihitsy no anoratako ireto teny ireto: izaho Paoly no hanonitra izany! Tsy te hilaza aminao akory aho, fa ianao koa anie ka ananako trosa mihoatra noho izany, dia ny maha kristianina anao.
Malagasy Bible 1865
izaho Paoly no manoratra izany amin'ny tanako, izaho no handoa izany - nefa tsy lazaiko aminao fa mitrosa ny tenanao amiko aza ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho Paoly no manoratra izany amin’ny tanako, izaho no handoa izany, mba tsy hilazako aminao fa ianao mihitsy indray no manan-trosa amiko.
malagasy
izaho Paoly no manoratra izany amin'ny tanako, izaho no handoa izany - nefa tsy lazaiko aminao fa mitrosa ny tenanao amiko aza ianao.