Philemon 1:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mamangy an’i Apia anabavinay koa sy i Arkipo, miaramila namantsika, ary ny fiangonana ao an-tranonao:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy i Apia anabavy malala, sy i Arkipo mpiara-miady aminay, ary ny Eglizy izay ao an-tranonao:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mamangy koa an’i Apîa anabavinay sy i Arkipo mpiara-miady aminay ary ny Fiangonana mivory ao an-tranonao izahay.
Malagasy Bible 1865
ary mamangy an'i Apia anabavinay sy Arkipo, miaramila namantsika, ary ny fiangonana ao an-tranonao:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mamangy an’i Apia anabavinay koa sy i Arkipo, miaramila namantsika, ary ny fiangonana ao an-tranonao:
malagasy
ary mamangy an'i Apia anabavinay sy Arkipo, miaramila namantsika, ary ny fiangonana ao an-tranonao: